• Tidak ada hasil yang ditemukan

Guide pour formateur malgache 19Aug14

N/A
N/A
Protected

Academic year: 2017

Membagikan "Guide pour formateur malgache 19Aug14"

Copied!
37
0
0

Teks penuh

(1)

Torolàlana ho an’ny Mpampiofana malagasy

momba ny Fanamarinana Rainforest Alliance

(2)

Tanteraka ny fanaovana ity torolàlana ho an

'

ny fampiofanana ny Tantsaha teknisiana momba ny

Fanamarinana Rainforest Alliance noho ny fanohanana ara-bola nataon

'

ny Global Environment

Facility amin'ny alalan'ny Rainforest Alliance.

Ankasitrahina ihany koa ny fanohanana ara-teknika sy fiahara-miasa tamin

'

ny namana sy tapaka

ary singanina manokana amin

'

izany:

(3)
(4)

Lohahevitra 2 Fitantanana fako

Lohahevitra 3

Fikajiana ny nofontany

Lohahevitra 4 Fanatsarana ny tontolon'ny mpiasa sy ny fahasalamana

Lohahevitra 5

Fifandraisana amin'ny fiarahamonina

Lohahevitra 6 Fitantanana ny rano maloto

Lohahevitra 7 Fitantanana mirindra ny fambolena

Lohahevitra 8 Fampiasana fanafody simika

Lohahevitra 9 Fomba fitantanana lafiny soasialy sy tontolo iainana

Lohahevitra 10

Torolàlana ho an’ny Mpampiofana malagasy

(5)

Fiarovana ny tontolo voajanahary

Lohahevitra 1

1

Maro karazana ny endriky ny toerana voajanahary:

Fi

ar

o

va

na

n

y

to

nt

o

lo

vo

aj

an

ah

ar

y

Ala arovana voajanahary ka tsy tokony dorana na avadika tany ambolena

Inona moa no atao hoe “Ecosystème”? Ny écosysteme dia fitambaran’ireo zavaboahary

mifampiankina amin’ny toerana iray, ao ny zavamanan'aina toy ny zavamaniry sy ny biby ary ao koa ny tsy manan'aina toy ny rano, tany, rivotra sns. Ireo rehetra ireo dia mifampiakina kaka mahatonga ny fifandraisana ara-dalana eo amin’io toerana io. Ny asan’olombelona avy aty ivelany na koa loza voajanahary dia mety mampiova ary manimba ny endrika sy ny fomba fiasa amin’ny écosystème iray.

Matsabory, renirano na loharano, samy mitahiry harena toy ny biby ka tokony arovana

(6)

Fi

ar

o

va

na

n

vo

aj

an

Toerana tsy azo volena

(7)

3

Fi

ar

o

va

na

n

y

to

nt

o

lo

vo

aj

an

ah

ar

y

Loharanon'angovo

Amporisihina ihany koa ny fampiasana fatana mitsitsy mba

hampihenana ny fandaniana kitay na arina na eny ambanivohitra na eny andrenivohitra.

Raha misy ny atao, amporisihina tokoa ny fampiasana angovo azo

avaozina toy ny plaque solaire, éolienne sns.

Fiarovana biby dia

Manana anjara asa lehibe eo amin'ny fiainan'ny zanak'olombelona ny bibidy toy ny:

 Mampaniry ny vihin-kazo

 Mahatomombana ny famokarana, ohatra ny tantely mampifandray vovobony sy lahimbony litchi  Biby tsara, izay mihinana ireo fahavalon'ny voly na mihina moka mitondra aretina

Amin’ny ankapobeny, mbola hazo no loharanon’angovo toy ny kitay, arina, ampiasain’ny

fianakaviana malagasy ambanivohitra sy andrenivohitra. Efa mihavitsy anefa ny hazo zanatany noho ny fitombon’ny filana. Noho izany, raha azo atao, amporisihina ny vondrona hitady

(8)

Fia

ro

va

na

lo

ha

ra

(9)

5

Fi

ar

o

va

na

n

y

to

nt

o

lo

vo

aj

an

ah

ar

y

Fampifandraisana atiala (connectivité)

Fametrahana lavarangana (zone tampon)

(10)

Fitantanana fako

Fi

ta

nt

an

an

a

fa

ko

Fako mora lô

Ohatra ravina, hodi-boankazo izay lazaina amin'ny teny frantsay hoe“ matière organique”. Misy amin'izy ireny azo omena biby fiompy toy ny karokatra cacao.

(11)

Fa

ko

sa

ro

tra

(12)

Fiarovana amin'ny fikaohandriaka

Fikajiana ny nofotany

Fi

ka

jia

na

n

y

no

fo

ta

ny

(13)

Fi

ka

jia

na

n

y

no

fo

ta

ny

9

Fiarovana amin'ny fikaohandriaka

Ny valin'ny fanadihadiana (Analyse) ny nofontany no manambara ny zavatra tsy ampy tokony ilain'ny vokatra. Rehefa avy eo, ilaina ny mitondra fanatsarana toy izao:

(14)

Fanatsarana ny tontolon'ny mpiasa

sy ny fahasalamana

Fa

na

ts

ar

an

a

ny

to

nt

o

n'

ny

m

pi

as

a

sy

n

y

fa

ha

sa

la

m

an

a

Fanajana ny fifanarahana araka asa

Fahasalaman'ny mpiasa

(15)

11

Fa

na

ts

ar

an

a

ny

to

nt

o

n'

ny

m

pi

as

a

sy

n

y

fa

ha

sa

la

m

an

a

Rano fisotro madio

Zon'ny Mpiasa ny hahazo rano fisotro madio. Afaka mampiasa teknika maromaro mba hanadiovana rano.

Filtre fanadiovana ka ahazona rano fisotro madio azo ampiasaina na ambanivohitra na andrenivohitra

Fampiasana zaza tsy ampy taona

(16)

Fifandraisana amin'ny fiarahamonina

Fiarovana amin'ny fizakana ny tany

Mba hialana amin'ny ady tany mety hitranga, tsara raha ambolena ireo fefy velona mba ho famantarana ny faritra manodidina ny taninao, ohatra Hasina, Kininina, Valavelona sns.

Toerana fanabeazana ho an'ny mpiaramonina

sy eo amin'ny faritra

Fanajana ny fepetra amin'ny fiarahamonina

(Dina, fandraisana fitaraina ary mamaly)

Fandraisana anjara amin'ny fampandrosoana an-toerana

Arakaraka ny entimanana, irina tokoa raha afaka mandray anjara amin'ny

fampandrosoana eo an-toerana ny famokarana maharitra na amin'ny alalan'ny Vondrona na Mpikambana tsotra.

Fi

fa

nd

ra

isa

na

a

m

in

'n

y

fia

ra

ha

m

o

ni

(17)

13

Fitantanana ny rano maloto

Lohahevitra 6

Fi

ta

nt

an

an

a

ny

ra

no

m

al

o

to

Fiarovana ny loharano amin'ny loto

Ny manasa lamba, lasety anaty rano koa dia mandoto ny loharano ary maro amin'ireo biby mivelona anaty rano toy ny trondro no tsy mahazaka ny herin'ny savony clin.

(18)

Fi

ta

nt

an

an

a

ny

ra

no

m

al

o

to

3

Ho an'ny fandrahoana madinika izany latsaky ny 50m isan'andro, tsy ilaina ny manao analyse fa raha mihoatra an'io kosa dia mila fanadihadiana ara-siansa ary voaporofo fa manaraka fepetra takian'ny famokarana maharitra vao azo ariana anaty loharano.

Kasinga anaovana

fanadihadina takina

Hadirin’ny rano ariana (m3/isan’andro)

Latsaky ny

50 50 -100 Mahery ny100

Fahatetehan'ny fanadihadiana Demande biochimique

d’Oxygène (DBO5, 20) Latsaky50 mg/l Isan-taona Isaka ny enim-bolana Isaka ny telo volana

Total des matières solides

en suspension Latsaky50 mg/l Isam-bolana

Isan-kerinandro

Isan’andro

PH 6<valera<9

Graisses et huiles Latsaky ny 30mg/l

Isan-taona Isan-telovolana Coliformes fécaux Tsy misy

(19)

15

Fitantanana mirindra ny fambolena

Lohahevitra 7

Fi

ta

nt

an

an

a

m

iri

nd

ra

ny

fa

m

bo

le

na

Mba ho fitantanana ny aretina mety mpahazo ny voly cacao, fomba maro no azo atao fa tsy voatery hampiasa fanafody simika. Ireo fomba ireo dia entina mba hanomezana aina ny voly ho salama no sady mitondra vokatra tsara amin'ny fomba maharitra.

Voly Cacao

Fampaniriana zanakazo

Fambolena

Raha mbola kely ny cacao, tokony zavaina in-2 isan-taona mba hahazo aina tsara. Ny ahitra efa nokapaina dia tsy ariana ivelany fa avela motraka amin'ny toerana nanjavana azy mba ho lasa zezika no manamandomando ilay toerana. Mba hampihenana ny fanjavana, azo atao ihany koa ny manelanelana voly hafa toy ny tsaramaso, katakata raha mbola kely ny cacao.

Fanjavana

(20)

Fi

ta

nt

an

an

a

m

iri

nd

ra

ny

fa

m

bo

le

na

Cacao tsy voalokaloka izay miteraka fahafatesany ary maina mivadika mainty ny voany

Ady amin'ny lafa

Raha vao sendra misy lafa ny fototry ny cacao ka efa simba ny tapany dia tsara raha tapahana avy hatrany ny fotony ary alevina. Nefa raha mbola faritra kely no tratry ny aretina dia azo adoso amin'ny alalan'ny meso mba tsy hiparitaka.

(21)

17

Fi

ta

nt

an

an

a

m

iri

nd

ra

ny

fa

m

bo

le

na

Voly Lavanio

Fambolena

Fanjavana

Fanaovana alokaloka

Voly tsy ampy alokaloka sady marefo ny voly no kely ny vokatra.

Aretina mpahazo ny lavanio

(22)

Fi

ta

nt

an

an

a

m

iri

nd

ra

ny

fa

m

bo

le

na

sababaka (fanday).

Fitsaboana aretina

(23)

19

Ny jirofo dia ahazona vihy (cloux) no ahazoana essence ka mila fitandremana ny fanaovana azy ireo.

Raha te-hahazo vihy tsara kalitao sady be ianao tsy tsara ny angalana ravina

matetika na be loatra. Na dia izany aza, ilaina ny manintsana kelikely ny ravina rehefa misangotra jirofo mba hanomezana aina tsara ny jirofo.

Anisan'ny voly tsy tia alokaloka ny jirofo, izay mifanohitra amin'ny lavanio sy cacao rehefa lehibe. Raha mbola kely kosa, tena ilaina ny alokaloka.

Andraitra, bibikely mpanimba ny voly jirofo. Diovina matetika ihany koa ny

tanimboly mba tsy ho lasa jingo ny jirofo, mahazo aina tsara ny voly no mamokatra.

(24)

Fampiasana fanafody simika

Azo atao ihany koa ny mampiasa menaka neem, zavamaniry mitovy tarika amin'ny voandelaka, fanafody

Fa

m

pi

as

an

a

fa

na

fo

dy

si

m

ik

(25)

21

Fanafody classe Ia sy Ib

Fanafody izay mitaky ny planina fanafoanana ny fampiasana ireo fanafody anaty ny sokajy Ia et Ib. Ohatra amin'ireny ny Dichlorvos, Parathion sns.

Fanafody classe II

Fanafody izay mitaky planinina ho fampihenana ny fampiasana azy ohatra ny 2, 4-D

Fanafody azo ampiasaina

Misy ireo fanafody azo ampiasaina toy ny Glyphosate

Fitaovana ampiasaina amin'ny fiarovan-tena

Raha misy loaka na simba ny fitaovana, ho very amin'ny lambanao ary hikasoka ny hoditra izany dia mitarika aretina

Mety hahatelina zavatra simika amin'ny alalan'ny fifohana amin'ny vava na orona

Ny fanafody dia hahenika ny tànana ary ho tafiditra amin'ny alalan'ny masokoditra

Raha tsy manao kiraro ianao, hiditra amin'alalan'ny hoditra any amin'ny tongotra ny fanafody .

Masque manokana afaka mitazona zavatra simika (tsy mitovy amin'ny masque miaro amin'ny vovotany)

Solomaso miaro amin'ny fanafody simika

Lamba tsy lena miaro ny hoditra mba tsy idiran'ny fanafody simika Gants manokana miaro ny tànana

Kiraro manokana miaro ny tongotra

(26)

Fa

Ny fikajiana fanafody simika tsy azo antoka dia mety hiteraka loza toy ny fahafatesana ao amin'ny

tokantrano.

Raha mitahiry zavatra simika ao an-dakozy ianao, mety misy olona manao izany tsy fanahy iniana ao anaty sakafo ary mahafaty izany.

Raha mitahiry zavatra simika ao an-trano fatoriana ianao, mety misy zaza mieritreritra fa zavatra fisotro io ka mahatelina ary mahafaty izany.

Raha mitahiry fanafody amin'ny toerana

malalaka ka tsy misy hidiny ianao, mety hisy zaza misoma azy io na olona tsy mahafantatra hangala azy.

Haben'ny toerana ikajianana sy ny firafitra

Raha ohatra ka tavoahangy na boaty vitsivitsy no anananao, tsy ilaina ny manamboatra trano vaovao manokana. Toerana kelikely dia efa ampy. Azo atao ohatra ny mampiasa barika amboarina. Tsara ny mampahafantatra fa tsy tokony atao an-trano io fitaovana io.

Fitaovana tsy idirandrano

Ny tafo sy ny rindrina dia tokony tsy idirandrano, vita amin'ny fitaovana eo an-toerana. Raha kakazo no ipetrahan'ny

fanafody, asiana zavatra plastika ambony mba tsy ho tsintsefiny hazo ny fanafody.

Fanidina fitaovana

Tsy maintsy idina amin'ny lakile ny fitaovana asiana fanafody mba tsy hosokafanjaza

(27)

23

Fa

m

pi

as

an

a

fa

na

fo

dy

si

m

ik

a

Raha tsy lavitra ny lalana ny tanimbolinao dia tsy maintsy asiana elanelana ihany koa manasaraka azy amin'ny lalana fa mety hiparitaka amin'ny olona mandalo ny fanafody simika ampiasaina.

Mety misy olona mipetraka manodidina ny tanimboly ary koa misy zaza misoma eo an-tokontany ka tokony tandremana mba tsy ho tratry ny fanafody simika raha manaparitaka izany ianao. Noho izany, ankoatry ny fefy velona ambolena, ilaina ny fanisiana elanelana manasaraka ny trano sy ny tanimboly.

(28)

Fomba fitantanana lafiny

soasialy sy tontolo iainana

Ny politika dia azo faritana ny fomba fiasa amin'ny ankapobeny, izay arafitry ny Mpitantana ny vondrona ary ankatoavina sy tanterahin'ny mpikambana tsirairay. Ohatra, ny politikan'ny Vondrona x dia: 1) Manaraka fenitra famokarana maharitra, 2) Miaro ny Tontolo Iainana sy ny zo maha-olona; 3) Manaja ny lalàna velona eto Madagasikara

Ny vina dia famaritana amin'ny ankapobeny ny zavatra tiana ahatongavana na tadiavina. Ny vina dia sahala amin'ny nofinofy ka tokony raisina amin'ny ankapobeny.Tokony ho hita taratra ao anaty ny Vina ny fiovana tiana ho tratrarina raha ampitahaina amin'ny zava-misy

ankehitriny. Ary ny Vina dia tokony ho tsotra nefa mazava mba ho tadidin'ny be sy ny maro. Ohatra, azo lazaina ho vina ny hoe” Fantatry ny eran-tany ny Vondrona X amin'ny famokarana cacao tsara manara-penitra”. Na koa hoe “Mihatsara ny fari-piainan'ny mpikambana amin'ny fampiharana famokarana maharitra lavanio voamarika Rainforest Alliance”.

Ny but dia karazana tanjona izay mampiseho ny vokatra andrasana amin'ny fotoana voafetra. Izany hoe raha ampitahaina amin'ny vina, ny tanjona (but) dia tokony mazava kokoa na ny fotoana anatanterahana azy (10 taona na mihoatra) na ny isa tiana ho tratrarina. Ohatra, “

Afaka 10 taona, ho fantatry ny eran-tany ny Vondrona x amin'ny famokarana cacao tsara 200 taonina isan-taona” na koa hoe “ Afaka 10 taona, mitombo 70 % ny vola miditra amin'ny mpikambana rehetra mampihatra ny famokarana maharitra lavanio voamarika Rainforest

Amin'ny ankapobeny, mahakasika kokoa ny Mpitantana ny Vondrona ity Toko voalohany ity mba hitantanana amin'ny fomba mirindra ny famokarana iarahana amin'ireo Mpikambana.Ity no mamaritra ny politika sy ny fomba fiasa amin'ny ankapobeny mba hoentina hanomezana lanja ireo fomba tsara amin'ny famokarana maharitra. Izany hoe tsy maintsy mijery hatrany ny fanomezana lanja ny vokatra azo teo aloha mba hanatsarana ny manaraka. Koa ny politika apetraky ny Mpitantana ny Vondrona dia arakaraka ny angezan'ny Vondrona misy sy ny zava-misy eo an-toerana.

(29)

25

Ny tanjona (objectif) kosa azo ho zaraina roa lehibe dia ny tanjona amin'ny ankapobeny sy ny tanjona manokana. Ireo tanjona manokana dia tokony mifameno mba hahazoana ny tanjona amin'ny ankapobeny. Azo lazaina mitovitovy amin'ny but ihany fa fohy kokoa ny fotoana amaritana ny objectif (3 ka hatramin'ny 10 taona) ary mazava kokoa ihany koa ny zavatra andrasana. Ny tanjona eto dia mifandray avy hatrany amin'ny asa. Raha ampitahaina amin'ny ekipa mpilalao baolina izany, ny but dia ny ahatafiditra baolina anaty harato fa ny objectif kosa handresy. Izany hoe mba handresy ny ekipa tokony mahatafiditra baolina ambony noho ny ankilany ka mitaky teknika sy fiaraha-miasa matotra izany.

Ny objectif dia tokony zavatra azo refesina tsara na lavitra ezaka io na fohy ezaka. Ny asa no mamaritra ny tanjona, izany hoe ny fahatanterahana asa vitsivitsy na maromaro no

hahatratrana ny tanjona.

Ohatra, raha faritana ho tanjona ankapobeny ny hoe “fihatsaran'ny fidiram-bolan'ny

mpikambana rehetra ao amin'ny Vondrona X manao cacao RA ho 50 % anatin'ny 5 taona “, azo zaraina ho tanjona manokana “Isan-taona, mitombo 10 % ny vokatra cacao misy” ary ny

faharoa “ Isan-taona miakatra ho 20 % ny vidin'ny cacao”. Ireo rehetra ireo dia mitaky asa samihafa.

Ny paikady kosa dia fitambaran'ny asa maromaro (groupe d'actions) mba hahatongavana amin'ny tanjona iray. Ohatra raha ny tanjona ny hampitombo vokatra 10 % isan-taona, mila paikady izany. Ohatra, paikady1: hatsaraina ny famokarana cacao; paikady2: hamafisina ny fahaizamanaon'ny Mpamboly, Paikady 3: Hatsaraina ny fitaovam-pamokarana sns. Ireo paikady ireo no mitambatambatra mba hahatongavana amin'ny tanjona 1 vao nofaritana teo ambony.

Ny fanatanterahana paikady dia mila dingana maromaro mifampiakina. Raha tsy vita ny iray tsy azo atomboka ny faharoa. Raha raisina ohatra ny paikady1: hanatsara ny famokarana cacao, mila mandalo sehatra vitsivitsy 1) Manadihady ny olana misy (mety ho maro ny vokatra azo avy amin'io tahaka ny aretina, ny fahanteran'ny fototra cacao, tsy fahampian'ny zezika sns), 2) Mijery teknisinina manampahazaina afaka mamaha olana, 3) Mampanao fiofanana, 4)

fampiharana any amin'ny tanimboly tsirairay, 5) Fanaraha-maso ny vokatra ny fampiharana sns. Ireo rehetra ireo no tanteraka vao azo antoka fa ho tanteraka ny paikady 1 sy ny tanjona1. Raha tsorina izany, tsy mety raha ohatra ka tonga dia manomboka amin'ny fampiharana nefa ny fiofanana aza tsy mbola vita.

Tsy zavatra mora ny ahatongavana amin'ny vina na tanjona apetraka fa mila lamin'asa matipaika. Ny lohahevitra (principe) rehetra voakasika ny famokarana maharitra ka mety ahitana olana dia mila lamin'asa avokoa.

Ny Tanjona (Objectif)

Paikady (Strategie)

Fombafomba (Procedures)

(30)

ta

tanjona sy lamin'asa izany.

Tanjona: Anatin'ny enim-bolana, tanàna madio ny fako voahodina

Mitaky asa maromaro mba hahatongavana amin'io tanjona io, faritana mazava ny fotoana anaovana azy, ny tompon'andraikitra manao ny asa, fitaovana ilaina ary mila fanarahamaso izany.

Incinerateur Sept 2014

Bema, Mpiasa commune

mbola vita ny

Sns…

Hita araka io tabilao io fa misy ny vita ary misy ny tsy vita amin'ireo lamin'asa nokasaina. Noho izany, ilaina ny fijerena manokana ireo asa tsy mbola vita amin'ny enim-bolana manaraka. Ilaina ny manao fitsirihina anatiny mba handrefesana ny asa vita sy tsy vita ary anaovana asa

fanatsarana mitohy na “programme d'amelioration continue”.

(31)

Lohahevitra 10

Fenitra momba ny

fitantanana vondrona

Araka ny fomba fiteny Malagasy hoe” izay mitambatra vato, izay misaraka fasika”. Ny Fanamarinana Rainforest Alliance dia manaiky ny fivondronan'ny Mpamboly vitsivitsy na maromaro mba hanamora ny fangalana io Fanamarinana RA io. Amin'izay koa moramora ny sarany raha oharina amin'ny olona iray. Roalahy mianala ny Rainforest Alliance sy ny Vondrona mipetraka ka miaramiasa ary mifampatoky. Rehefa tonga ny fanadihadiana (audit), tsy ny tanimboly rehetra no tsirihina fa sasantsasany ihany mba ho fanaporofoana. Noho izany, manankina tanteraka fitokisana amin'ny mpitantana vondrona ny mpitsirika amin'ny

fahamarinan'ny toetoetry ny famokarana amin'ny ankapobeny. Noho izany, ilaina mipetraka tsara ny fitantanana ny vondrona, matanjaka ny firafitra mba haharitra sy hitokisana ny fitantanana. Izany rehetra izany dia mila fepetra sy fenitra.

 Fanarahana 100% ireo fepetra tsy iadin-kevitra (critère critique)

 Fanarahana 50% farafaheliny isaky ny fepetra azo ampiharina amin'ny toko tsirairay  Fanarahana 80% farafaheliny isaky ny fepetra azo ampiharina amin'ny fenitra manontolo

Fikambanana tsotra, Firaisambe fikambana, koperativa sns…

 Mpamboly madinika maromaro miaraka amin'ny orinasa ngeza iray,  Orinasa lehibe manana toeram-pamokarana maromaro,

 Orinasa iray mividy vokatra amin'ny mpamboly maromaro.

Ireto avy ireo sokajin'olona mandrafitra miasa ho an'ny Vondrona:

 Mpitantana Vondrona  Mpampiofana

 Mpanaramaso anatiny

 Rafitra mpanapakevitra mety ahitana sokajin'olona maromaro.

Fepetra ankapobeny takiana amin'ny Fanamarinana RA

Ireo karazana vondrona mety ho hisy

Fametrahana rafitra anatiny

Tsy maintsy apetraka ny rafi-pitantana anatiny, ary aseho amin'ny alalan'ny kisarisary izany, toy ity manaraka ity.

27

Tsy maintsy soritana mazava tsara amin’ny antsipirihany ny andraikitra, ny anjara asa ary ny fepetra takiana amin'ny fifidiana ireo olona miasa ho an'ny Vondrona.

(32)

o

 Fomba fitantanana ny tahirin-kevitra rehetra mahakasika ny Vondrona;  Fanaovana fitsirihana anatiny;

 Fampiofanana;

 Fepetra ho an'ny mpikambana tsy ara-dalàna sy ny fandraisana fitarainana.

Ireo feoetra rehetra takiana mahakasika ny famokarana maharitra dia tsy maintsy ampahafantarina ny mpikambana. Anisan'izany ny zavatra takiana aminy sy ny zony. Izay rehetra izay dia fintinina ao amin'ny fifanarahana manokana izay soniavin'ny mpikambana tsirairay sy ny Mpitantana ny

Vondrona.

Tsy maintsy apetraka ny programa fampiofanana isan-taona fa indrindra ny Mpikambana vaovao. Ny mpiasa sy mpiaramiasa jiaby ao amin'ny vondrona dia tsy maintsy mahazo fiofanana:

 Teknisiana,  Mpamboly jiaby  Mpiasa birao

 Mpiasa ao amin'ny orinasa (ouvriers) sns

Arakaraka ny asa ataon'ilay olona ny fiofanana omena azy. Toraka izany ihany koa, ny teknika sy fiteny ampiasaina amin'ny fiofanana dia tokony mifanaraka amin'ny maripahaizan'ny mpiofana.

Ny fampiofanana rehetra natao dia tsy maintsy asiana porofo mazava. Ireto avy ny zavatra tokony hita:

 Daty sy toerana nanaova fiofanana;  Famintinana ny vontoatin'ny fiofanana;

 Anarana sy ny mombamomba ny mpampiofana;

 Anarana sy sonian'ny mpiofana amin'ny alalan'ny fanamarinam-pahatongavana. Raha misy

olona tsy mahay manao sonia, azo atao ny manao lavotondro.

Ny Mpitsirika anatiny rehetra dia tsy maintsy mahazo fiofanana mba hahazoany manatanteraka ny asany. Azo atao ny manendry Mpitsirika manokana na koa ny Mpampiofana ihany no manao ny fitsirihana. Raha io farany io no safidy, ny Mpitsiriky dia tokony mitandrina mba tsy hisian'ny kiantranoantrano, izany hoe tsy tokony mitsirika ny famokarany, na ny fianakaviny. Tsara raha asiana programa manokana ny fitsirihana anatiny mba hiomanan'ny Mpamboly ho tsirihina. Ny famokana ny mpikambana tsirairay dia tokony voajery farafahakeliny indray isan-taona.

Raha misy ny tsy fietezana hita mandritra ny fitsirihana anatiny, tsy maintsy ampahafantarina ny tompony izany ary omena azy ny torohevitra tokony hanamboarana izany. Arahina maso izy ary jerena raha narahiny ny torohevitra. Raha tsy voamboatra io tsy fietezana io dia tokony mandray

Programa fampiofanana

Fitazomana poforo

Fitsirihana anatiny

(33)

29

Mila olona mahay sy vonona hanao ny asa ny Vondrona. Mila fitaovana ampy sy mifanaraka amin'ny filana mba hampahomby ny asa. Tsy azo hadino ihany koa fa mila vola voatokana ampy hanatanterahana ny asa programa Fanamarinana RA.

Raha vao manomboka ny programa Fanamarinana RA dia ilaina fantarina ny risiky mety hiantraika amin'ny programa. Io risiky io mety mahakasika ny programa amin'ny ankapobeny ary mety koa mety mahakasika ny famokaran'ny Mpikambana manokana fa indrindra ireo mpikambana vaovao. Raha fantatra ny risiky mety hitranga, tsy maintsy atao ny programa fisorohana azy na koa

fanarenana. Ity tabilao ity dia manambara ny mety ho tranga momba ny risiky amin'ny ankapobeny.

Ho entimanana

Tombana momba ny risiky

Risiky Ambany ny risiky Ambony ny risiky Fepetra

Fepetra fanasazina (apetraky ny groupe) hon’ny 1.Agidazan’ny

famokarana Hely ny toera-mpamokarana Maro sy geda

2.Zava-misy manodidina

Biolojika, savoka,

Misy raha simika, tsy certifés, toerana

voajanahary (rano, atiala velona)

Mampiasa voly hazo menelanelana, hajaina ny elanelana

voatondro

3.Fizohina vokatra

Mpikambana jiaby Raha misy tsy Raisina an-taratasy tsara ary asiana mpanaramaso

4.Fivarotana vokatra

Mpikambana jiaby mivarotra @ olona voatondro

Raha misy

mivarotra ivelany Fanarahana maso tsirairay

5.Fiofanana aby sady mazava tsara

Misy tsy nahazo

azo ny zavatra niofanana

ho an’izay tsy mbola nahazo

6.Equipe SGI Mahay tsara, ampy isa, misy vola

Voakajy tsara, mora jerena

Misy very, mikorontana

Alamina tsara sady akajina tsara ny taratasy

8.Toetoetry ny

mpikambana Vonona tsara, mahazo tombontsoa Tsy mazoto, tsy ampy fahaizana

Mandray andraikitra ny mpitantana sy mpitondra

9.Vokatry ny fanarahamaso anatiny sy ivelany

Voajery tsara ny tsy mety sady misy fepetra

Tsy ampy ny vokatra

fanarahamaso fa indrindra ireo tsy iadiankevitra

(34)

o

m

ba

n

y

a

vo

nd

ro

na

fantatra.

Ny Vondrona iray dia mety manao fanamarinana vitsivitsy ka tsy azo afangaro velively ny vokatra avy amin'ny certification samihafa. Ny mpikambana rehetra ao amin'ny Vondrona iray koa tsy voatery hanao fanamarinana iray ary koa ny mpikambana iray mety misy vokatra voamarina sy tsy voamarina. Koa ireny tranganjavatra ireny dia mila fizohiana vokatra mipetrapetra tsara mba tsy hisian'ny fifangaroana eo amin'ny vokatra voamarina sy tsy voamarina.

Misy rindran-damina sy toerohevitra ireto tokony arahina mba hahatongavana amin'izany sy hialana amin'ny risiky mety hitranga. Mitovy endrika amin'ny fitantanana anatiny ny vondrona ihany koa fa mila kisary mampiseho lalam-bokatra, programa fampiofanana, fitsirihana anatiny, fitahirizana tahirin-kevitra ary tombana momba ny risiky.

Mba hanamora ny fizohiana ny vokatra voamarina, tsy maintsy apetraka ny kisarisary mampiseho ny fiaingan'ny vokatra mandrapahatonga izany any ami'ny famarotana ary mandalo ireo sehatra fanodinana na fanamainana isan-karazany.

Fametrahana kisarisary mampiheno lalam-bokatra

Fizohina ny vokatra

Fampiofanana

(35)

31

Fe

ni

tr

a

m

o

m

ba

n

y

f

ita

nt

an

an

a

vo

nd

ro

na

Andraikitra lehibe ho an’ny Mpitantana ny Vondrona mba tsy hisian'ny fifangaroan'ny vokatra ka tsy maintsy manendry olona iray manao fitsirihana anatiny (inspection interne) mba hahafantarana ny risiky na tsy fietezana mety hitranga. Raha misy io dia asiana asa fanarenana. Tadidio fa rehefa manao fitsirihana anatiny, ilaina jerena avokoa ny tahirin-kevitra mirakitra ny lanjan'ny vokatra sao misy tsy voarakitra.

Ilaina raketina an-tsoratra daholo ny lanjan'ny vokatra, antontankevitra, isan’ambataongany

voarakitra ao amin’ny kisarisary mampiseho ny fizohiana vokatra fa indrindra ireo toerana atahorana ny fifangaroana. Maro karazana ny antotan-taratasy ilaina amin'ny zany ka farafahakeliny ireto manaraka ireto:

 Lisitry ny mpikambana ahitana ny lanjan'ny tombana vokatra natao  Journal d'achat

 Bon de livraison soniavin'ny roa tonta mpamboly sy mpividy

 Bon de transfert ahitana lanja /ny fitaovam-pitaterana, ny daty fanondranana, ny daty

fiaingana, ny mpandefa sy ny andefasana, sonian’ny mpamily

 Bon d’achat soniavin’ny mpividy

Fitsirihana anatiny

(36)
(37)

Referensi

Dokumen terkait